Deoteronomia 32:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Fa avy amin’ny voalobok’i Sodoma ny voalobok’izy ireo,Avy amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Gomora.+Misy poizina ny voalobok’izy ireo,Ary mangidy ny voaloboka amin’ny sampahony.+ Rota 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia hoy izy tamin’ireo: “Aza miantso ahy hoe Naomy, fa antsoy hoe Mara aho satria tena nampangidy ny fiainako ilay Mahery Indrindra.+ Joba 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nandrotidrotika ahy ny fahatezerany, ary mankahala+ ahy izy.Mihidy vazana amiko koa izy.+Manjary masiaka amiko ny mason’ny fahavaloko.+ Joba 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tezitra mafy amiko izy,+Ary mihevitra ahy ho fahavalony. Joba 33:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mahita hirika hanoherana ahy foana anefa Izy,Ary ataony fahavalony aho.+
32 Fa avy amin’ny voalobok’i Sodoma ny voalobok’izy ireo,Avy amin’ny tanimboly mikitohatohatr’i Gomora.+Misy poizina ny voalobok’izy ireo,Ary mangidy ny voaloboka amin’ny sampahony.+
20 Dia hoy izy tamin’ireo: “Aza miantso ahy hoe Naomy, fa antsoy hoe Mara aho satria tena nampangidy ny fiainako ilay Mahery Indrindra.+
9 Nandrotidrotika ahy ny fahatezerany, ary mankahala+ ahy izy.Mihidy vazana amiko koa izy.+Manjary masiaka amiko ny mason’ny fahavaloko.+