Genesisy 44:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Raha entinareo tsy ho hitan’ny masoko koa ity iray ity ka misy loza mahafaty manjo azy, dia hataonareo izay hidinako amin’alahelo any amin’ny Fasana,*+ amin’izao fahanterako izao.’ 1 Samoela 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah no mamono sy mitsimbina ny aina,+Izy no mampidina any amin’ny Fasana,*+ sy mampiakatra avy any.+ Isaia 57:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mahita fiadanana+ izy. Samy hiala sasatra+ eo amin’ny farafara vato+ ireo mifikitra amin’ny fahitsiana.+
29 Raha entinareo tsy ho hitan’ny masoko koa ity iray ity ka misy loza mahafaty manjo azy, dia hataonareo izay hidinako amin’alahelo any amin’ny Fasana,*+ amin’izao fahanterako izao.’
6 I Jehovah no mamono sy mitsimbina ny aina,+Izy no mampidina any amin’ny Fasana,*+ sy mampiakatra avy any.+
2 Mahita fiadanana+ izy. Samy hiala sasatra+ eo amin’ny farafara vato+ ireo mifikitra amin’ny fahitsiana.+