Daniela 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Fa ianao kosa, mirosoa ho amin’ny farany.+ Dia hiala sasatra+ ianao, nefa hitsangana any am-parany mba hahazo ny anjaranao.”+ Jaona 5:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Aza gaga amin’izany fa ho avy ny fotoana handrenesan’izay rehetra any am-pasana*+ ny feony, Jaona 11:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Rehefa avy nilaza izany izy, dia niantso mafy hoe: “Ry Lazarosy, mivoaha!”+
13 “Fa ianao kosa, mirosoa ho amin’ny farany.+ Dia hiala sasatra+ ianao, nefa hitsangana any am-parany mba hahazo ny anjaranao.”+