Ohabolana 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nataon’i Jehovah hanatanterahana ny fikasany ny zava-drehetra,+ ary na ny ratsy fanahy aza nataony ho amin’ny andro ahitan-doza.+ 2 Petera 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Araka izany, dia hain’i Jehovah afahana amin’ny fitsapana+ ny olona mahafoy tena ho an’Andriamanitra. Hainy koa anefa ny mitahiry ny olona tsy marina ho amin’ny andro fitsarana mba horinganina,+
4 Nataon’i Jehovah hanatanterahana ny fikasany ny zava-drehetra,+ ary na ny ratsy fanahy aza nataony ho amin’ny andro ahitan-doza.+
9 Araka izany, dia hain’i Jehovah afahana amin’ny fitsapana+ ny olona mahafoy tena ho an’Andriamanitra. Hainy koa anefa ny mitahiry ny olona tsy marina ho amin’ny andro fitsarana mba horinganina,+