Salamo 127:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Lova avy amin’i Jehovah ny zanaka maro,+Ary valisoa ny aloaky ny kibo.+ Salamo 128:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ho tahaka ny voaloboka mahavokatra ny vadinao,+Ao amin’ny efitra anatiny indrindra amin’ny tranonao.Ary ny zanakao ho toy ny sampan’oliva+ manodidina ny latabatrao.
3 Ho tahaka ny voaloboka mahavokatra ny vadinao,+Ao amin’ny efitra anatiny indrindra amin’ny tranonao.Ary ny zanakao ho toy ny sampan’oliva+ manodidina ny latabatrao.