Joba 12:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy ny sofina ve no mamantatra teny,+Toy ny lanilany+ mamantatra tsiron-kanina? Asan’ny Apostoly 17:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ambony saina kokoa noho ny Jiosy tany Tesalonika ny Jiosy tany Beria, satria faran’izay nazoto nandray ny teny izy ireo, ka nandinika+ tsara ny Soratra Masina+ isan’andro hahitana raha izany tokoa no izy.+ Apokalypsy 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny fanahy+ amin’ny fiangonana hoe: Izay mandresy+ dia havelako hihinana amin’ny hazon’aina,+ izay ao amin’ny paradisan’Andriamanitra.’
11 Ambony saina kokoa noho ny Jiosy tany Tesalonika ny Jiosy tany Beria, satria faran’izay nazoto nandray ny teny izy ireo, ka nandinika+ tsara ny Soratra Masina+ isan’andro hahitana raha izany tokoa no izy.+
7 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino izay lazain’ny fanahy+ amin’ny fiangonana hoe: Izay mandresy+ dia havelako hihinana amin’ny hazon’aina,+ izay ao amin’ny paradisan’Andriamanitra.’