Eksodosy 22:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Raha mampahory azy ianao ka mitaraina amiko izy, dia tena hohenoiko ny fitarainany.+ Joba 35:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Miantso vonjy foana izy ireo noho ny fampahoriana be dia be,+Eny, miantso vonjy foana noho ny sandrin’ireo mahery.+ Jakoba 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.
9 Miantso vonjy foana izy ireo noho ny fampahoriana be dia be,+Eny, miantso vonjy foana noho ny sandrin’ireo mahery.+
4 Tsy mitsahatra miantsoantso+ ny karaman’ny mpiasa nijinja ny sahanareo, dia ny karamany izay tsy omenareo.+ Efa mby any an-tsofin’i+ Jehovah Tompon’ny tafika ny antso vonjy+ ataon’ny mpijinja.