Lioka 11:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa hoy aho aminareo: Mangataha foana+ dia homena ianareo, mitadiava foana+ dia hahita ianareo, dondòny foana dia hovohana ianareo. Hebreo 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fony mbola nofo i Kristy, dia nitalaho sy niangavy+ tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty, ary nitaraindraina mafy+ sy nitomany, ka nohenoina noho ny fahatahorany an’Andriamanitra.+
9 Koa hoy aho aminareo: Mangataha foana+ dia homena ianareo, mitadiava foana+ dia hahita ianareo, dondòny foana dia hovohana ianareo.
7 Fony mbola nofo i Kristy, dia nitalaho sy niangavy+ tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty, ary nitaraindraina mafy+ sy nitomany, ka nohenoina noho ny fahatahorany an’Andriamanitra.+