18 Ary tahaka ny fitaratra, dia manome taratry ny voninahitr’i Jehovah+ amin’ny tarehy tsy misarona isika+ rehetra, ka ovana+ hitovy endrika aminy,+ avy amin’ny voninahitra ho amin’ny voninahitra bebe kokoa,+ ary ho lasa tsy misy hafa mihitsy amin’izay ataon’i Jehovah,+ izay Fanahy.