2 Mpanjaka 19:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny alin’iny dia nivoaka ilay anjelin’i Jehovah, ka nandripaka dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao an-tobin’ny+ Asyrianina.+ Ary nony nifoha maraina ny olona, dia indreo fa efa maty daholo ny Asyrianina.+ Daniela 6:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Naniraka ny anjeliny+ ny Andriamanitro+ ka nanakombona ny vavan’ny liona+ tsy hamiravira ahy, satria hitany fa tsy nanan-tsiny aho.+ Ary tsy nanao ratsy teo anatrehanao koa aho, ry mpanjaka ô!”+
35 Ny alin’iny dia nivoaka ilay anjelin’i Jehovah, ka nandripaka dimy arivo sy valo alina sy iray hetsy tao an-tobin’ny+ Asyrianina.+ Ary nony nifoha maraina ny olona, dia indreo fa efa maty daholo ny Asyrianina.+
22 Naniraka ny anjeliny+ ny Andriamanitro+ ka nanakombona ny vavan’ny liona+ tsy hamiravira ahy, satria hitany fa tsy nanan-tsiny aho.+ Ary tsy nanao ratsy teo anatrehanao koa aho, ry mpanjaka ô!”+