Salamo 43:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao.+Aoka ireny no hitarika ahy,+Sy hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra.+ Salamo 57:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hanampy ahy avy any an-danitra izy ka hamonjy ahy.+Hataony misahotaka tokoa izay mitady handrapaka ahy.+ Sela.Haniraka ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny fahamarinany Andriamanitra.+ Salamo 61:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hitoetra eo anatrehan’Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+Tendreo hiaro azy ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fahamarinana.+
3 Alefaso ny fahazavanao sy ny fahamarinanao.+Aoka ireny no hitarika ahy,+Sy hitondra ahy ho any amin’ny tendrombohitrao masina sy ny tranolainao be voninahitra.+
3 Hanampy ahy avy any an-danitra izy ka hamonjy ahy.+Hataony misahotaka tokoa izay mitady handrapaka ahy.+ Sela.Haniraka ny hatsaram-panahiny feno fitiavana sy ny fahamarinany Andriamanitra.+
7 Hitoetra eo anatrehan’Andriamanitra mandritra ny fotoana tsy voafetra izy.+Tendreo hiaro azy ny hatsaram-panahy feno fitiavana sy ny fahamarinana.+