Salamo 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mamaly soa ahy araka ny fahamarinako i Jehovah,+Ary mamaly ahy araka ny fahadiovan’ny tanako.+ Salamo 35:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsarao araka ny fahamarinanao aho, Jehovah Andriamanitro ô!+Aza avela ho faly amin’ny fahavoazako izy ireo.+
24 Tsarao araka ny fahamarinanao aho, Jehovah Andriamanitro ô!+Aza avela ho faly amin’ny fahavoazako izy ireo.+