Joba 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 ka nanao hoe: “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,+Ary mitanjaka no hiverenako any.+I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka.+Hisaorana hatrany anie ny anaran’i Jehovah!”+ Mpitoriteny 5:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Mitanjaka ny olona rehefa mivoaka avy ao an-kibon-dreniny, ary toy izany koa izy rehefa lasa,+ eny, mitanjaka toy ny tamin’izy teraka ihany. Tsy mahatondra na inona na inona+ avy amin’izay nisasarany izy, eny, tsy misy azony entina manaraka azy. Lioka 12:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa hoy Andriamanitra taminy: ‘Ry tsy misaina, anio alina no hisy hanapitra ny ainao,*+ koa ho an’iza ireto zavatra nangoninao?’+ 1 Timoty 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Anaro ny manankarena+ eto amin’ity tontolo ity, mba tsy hanambony tena,+ na hametraka ny fanantenany amin’ny harena+ tsy azo antoka, fa amin’Andriamanitra izay manome antsika be dia be ny zava-drehetra mba hifaliantsika.+
21 ka nanao hoe: “Nitanjaka no nivoahako avy tao an-kibon-dreniko,+Ary mitanjaka no hiverenako any.+I Jehovah no nanome,+ ary i Jehovah no naka.+Hisaorana hatrany anie ny anaran’i Jehovah!”+
15 Mitanjaka ny olona rehefa mivoaka avy ao an-kibon-dreniny, ary toy izany koa izy rehefa lasa,+ eny, mitanjaka toy ny tamin’izy teraka ihany. Tsy mahatondra na inona na inona+ avy amin’izay nisasarany izy, eny, tsy misy azony entina manaraka azy.
20 Fa hoy Andriamanitra taminy: ‘Ry tsy misaina, anio alina no hisy hanapitra ny ainao,*+ koa ho an’iza ireto zavatra nangoninao?’+
17 Anaro ny manankarena+ eto amin’ity tontolo ity, mba tsy hanambony tena,+ na hametraka ny fanantenany amin’ny harena+ tsy azo antoka, fa amin’Andriamanitra izay manome antsika be dia be ny zava-drehetra mba hifaliantsika.+