Isaia 38:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mitaraindraina toy ny sidintsidina sy tsikorovana aho,+Ary mitoreo toy ny voromailala.+Valalanina ny masoko mitazana ny eny amin’ny avo:+‘Ory mafy aho, Jehovah ô! Tohano aho!’+
14 Mitaraindraina toy ny sidintsidina sy tsikorovana aho,+Ary mitoreo toy ny voromailala.+Valalanina ny masoko mitazana ny eny amin’ny avo:+‘Ory mafy aho, Jehovah ô! Tohano aho!’+