Salamo 18:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Hataonao mandositra eo anatrehako ny fahavaloko,*+Ary hataoko mangina izay mankahala mafy ahy.+ Salamo 27:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha manatona hamely ahy mba hihinana ny nofoko ny mpanao ratsy,+Izay fahavaloko sy mpandrafy ahy,+Dia izy ireo ihany no ho tafintohina ka ho lavo.+
2 Raha manatona hamely ahy mba hihinana ny nofoko ny mpanao ratsy,+Izay fahavaloko sy mpandrafy ahy,+Dia izy ireo ihany no ho tafintohina ka ho lavo.+