Salamo 108:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Misandrata any ambonin’ny lanitra, Andriamanitra ô!+Aoka ho ambonin’ny tany manontolo ny voninahitrao.+ Salamo 113:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanjary avo noho ny firenena rehetra i Jehovah.+Ambonin’ny lanitra ny voninahiny.+
5 Misandrata any ambonin’ny lanitra, Andriamanitra ô!+Aoka ho ambonin’ny tany manontolo ny voninahitrao.+