Salamo 27:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa hanafina ahy ao amin’ny toeram-piafenany izy amin’ny andro mahory,+Ary hampiery ahy ao amin’ny toerana miafina ao an-tranolainy.+Eny amin’ny harambato avo be no hametrahany ahy.+ Salamo 40:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary izy no nampakatra ahy avy tao amin’ny lavaka misy rano misasasasa,+Sy avy tao amin’ny fotaka mandrevo.+Dia najorony teo ambony vatolampy ny tongotro,+Ary nampandehaniny teo amin’ny tany mafy tsara aho.+
5 Fa hanafina ahy ao amin’ny toeram-piafenany izy amin’ny andro mahory,+Ary hampiery ahy ao amin’ny toerana miafina ao an-tranolainy.+Eny amin’ny harambato avo be no hametrahany ahy.+
2 Ary izy no nampakatra ahy avy tao amin’ny lavaka misy rano misasasasa,+Sy avy tao amin’ny fotaka mandrevo.+Dia najorony teo ambony vatolampy ny tongotro,+Ary nampandehaniny teo amin’ny tany mafy tsara aho.+