1 Samoela 17:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ary hoy i Davida taminy: “Ianao manatona ahy amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa manatona anao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nohantsinao.+ Salamo 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+ Ohabolana 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny anaran’i Jehovah dia tilikambo mafy,+ ary mihazakazaka ho ao ny marina ka voaro.+
45 Ary hoy i Davida taminy: “Ianao manatona ahy amin’ny sabatra sy lefona ary lefom-pohy,+ fa izaho kosa manatona anao amin’ny anaran’i Jehovah Tompon’ny tafika,+ ilay Andriamanitry ny tafiky ny Israely izay nohantsinao.+
2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+