Joba 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manana fo hendry mantsy izy, ary tena mahery.+Koa iza no hikiry hanohitra azy ka ho afa-maina?+ Salamo 63:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izany no tsapako rehefa nijery anao tao amin’ny toerana masina aho,+Ka nahita ny herinao sy ny voninahitrao.+ Salamo 77:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ianao no tena Andriamanitra, izay manao zava-mahagaga.+Nampahafantarinao an’ireo firenena ny herinao.+ Nahoma 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy mora tezitra+ i Jehovah, ary lehibe ny heriny.+ Tsy hataon’i Jehovah ho afa-maina mihitsy izay tokony hosazina.+ Ao amin’ny rivotra mandravarava sy ny tafio-drivotra ny lalany, ary toy ny vovoka mitora-jofo avy eo ambany tongony ny rahona.+ Apokalypsy 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Taorian’izany, dia nahare feo tahaka ny feo mafy nataon’ny vahoaka be tany an-danitra+ aho. Hoy ireo: “Miderà an’i Jah!*+ An’Andriamanitsika ny famonjena+ sy ny voninahitra ary ny hery,+
2 Izany no tsapako rehefa nijery anao tao amin’ny toerana masina aho,+Ka nahita ny herinao sy ny voninahitrao.+
14 Ianao no tena Andriamanitra, izay manao zava-mahagaga.+Nampahafantarinao an’ireo firenena ny herinao.+
3 Tsy mora tezitra+ i Jehovah, ary lehibe ny heriny.+ Tsy hataon’i Jehovah ho afa-maina mihitsy izay tokony hosazina.+ Ao amin’ny rivotra mandravarava sy ny tafio-drivotra ny lalany, ary toy ny vovoka mitora-jofo avy eo ambany tongony ny rahona.+
19 Taorian’izany, dia nahare feo tahaka ny feo mafy nataon’ny vahoaka be tany an-danitra+ aho. Hoy ireo: “Miderà an’i Jah!*+ An’Andriamanitsika ny famonjena+ sy ny voninahitra ary ny hery,+