Deoteronomia 32:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa mifalia ianareo hafa firenena sy ny vahoakan’Andriamanitra+Fa hamaly ny ran’ny mpanompony Izy,+Ary hamaly ny nataon’ireo fahavalony+Sy handrakotra ny fahotan’ny tanin’ny vahoakany.” Isaia 42:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mihirà hira vaovao+ ho an’i Jehovah! Hirao hatrany amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+ ry olona mivelona amin’ny ranomasina+ sy amin’izay rehetra ao aminy, ry nosy mbamin’ny mponina eo aminy!+ Romanina 15:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy koa Izy: “Mifalia ianareo hafa firenena sy ny vahoakan’Andriamanitra.”+
43 Koa mifalia ianareo hafa firenena sy ny vahoakan’Andriamanitra+Fa hamaly ny ran’ny mpanompony Izy,+Ary hamaly ny nataon’ireo fahavalony+Sy handrakotra ny fahotan’ny tanin’ny vahoakany.”
10 Mihirà hira vaovao+ ho an’i Jehovah! Hirao hatrany amin’ny faran’ny tany ny fiderana azy,+ ry olona mivelona amin’ny ranomasina+ sy amin’izay rehetra ao aminy, ry nosy mbamin’ny mponina eo aminy!+