Deoteronomia 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ ianareo sy ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy sy ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo mbamin’ny Levita ao an-tanànanareo, fa ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo.+ Salamo 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mifalia amin’i Jehovah ry olo-marina, ary miravoravoa.+Mihobia ianareo rehetra mahitsy fo.+ Salamo 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Mihobia noho ny amin’i Jehovah, ry olo-marina!+Mety raha manao fiderana ny olo-mahitsy.+ Filipianina 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mifalia hatrany ao amin’ny Tompo,+ eny, hoy indray aho: Mifalia!+
12 Hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ ianareo sy ny zanakareo lahy sy ny zanakareo vavy sy ny mpanompolahinareo sy ny mpanompovavinareo mbamin’ny Levita ao an-tanànanareo, fa ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo.+