-
2 Samoela 24:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary naninjitra foana ny tanany tandrifin’i Jerosalema ilay anjely+ mba handringana an’ilay tanàna. Koa nanenina+ ny amin’ilay loza i Jehovah, ka hoy izy tamin’ilay anjely nandringana ny olona: “Aoka izay! Ampidino amin’izay ny tananao.” Ary teo akaikin’ny famoloan’i Araona+ Jebosita+ ilay anjelin’i Jehovah.
-
-
1 Tantara 21:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Ary nisy anjely nirahin’Andriamanitra ho any Jerosalema, mba handringana an’ilay tanàna.+ Raha vao nanomboka nandringana anefa ilay anjely, dia hitan’i Jehovah izany, ka nanenina ny amin’ilay loza izy.+ Koa hoy izy tamin’ilay anjely nandringana: “Aoka izay!+ Ampidino amin’izay ny tananao.” Ary nijoro teo akaikin’ny famoloan’i Ornana+ Jebosita+ ilay anjelin’i Jehovah.
-