Isaia 43:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha miampita rano ianao,+ dia homba anao aho,+ ary raha miampita renirano ianao, dia tsy hanafotra anao ireny.+ Raha mandeha eo amin’ny afo ianao, dia tsy ho may, ary tsy handoro anao ny lelafo.+
2 Raha miampita rano ianao,+ dia homba anao aho,+ ary raha miampita renirano ianao, dia tsy hanafotra anao ireny.+ Raha mandeha eo amin’ny afo ianao, dia tsy ho may, ary tsy handoro anao ny lelafo.+