Josoa 3:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha vao manitsaka ny ranon’i Jordana ny faladian’ny mpisorona milanja an’ilay Vata masin’i Jehovah Tompon’ny tany manontolo, dia hijanona tsy hikoriana ny ranon’i Jordana midina avy any ambony, ka tsy hihetsika fa ho toy ny tohodrano.”+ Isaia 48:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy nangetaheta izy ireo,+ na dia nampandehaniny namakivaky tany efitra+ aza. Nampikoriana rano avy tamin’ny harambato izy mba hosotroin’izy ireo, ary nampitresaka harambato mba hamoaka rano.”+
13 Raha vao manitsaka ny ranon’i Jordana ny faladian’ny mpisorona milanja an’ilay Vata masin’i Jehovah Tompon’ny tany manontolo, dia hijanona tsy hikoriana ny ranon’i Jordana midina avy any ambony, ka tsy hihetsika fa ho toy ny tohodrano.”+
21 Tsy nangetaheta izy ireo,+ na dia nampandehaniny namakivaky tany efitra+ aza. Nampikoriana rano avy tamin’ny harambato izy mba hosotroin’izy ireo, ary nampitresaka harambato mba hamoaka rano.”+