Salamo 90:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza no mahalala ny herin’ny fahatezeranao?+Ary iza no mahalala ny fisafoahanao? Lehibe toy ny halehiben’ny fahatahorana anao izany.+ Jeremia 10:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 I Jehovah kosa anefa no tena Andriamanitra.+ Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hihovotrovotra ny tany+ noho ny fahatezerany, ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.+ Nahoma 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Iza no hahajanona eo anoloan’ny fanamelohany?+ Ary iza no hahatohitra ny fahatezerany mafy?+ Hilatsaka toy ny afo+ ny fahavinirany, ary harodana ny vatolampy noho ny aminy. 1 Korintianina 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Sa “manao izay hahasaro-piaro an’i Jehovah isika”?+ Mahery noho izy angaha isika?+
11 Iza no mahalala ny herin’ny fahatezeranao?+Ary iza no mahalala ny fisafoahanao? Lehibe toy ny halehiben’ny fahatahorana anao izany.+
10 I Jehovah kosa anefa no tena Andriamanitra.+ Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hihovotrovotra ny tany+ noho ny fahatezerany, ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.+
6 Iza no hahajanona eo anoloan’ny fanamelohany?+ Ary iza no hahatohitra ny fahatezerany mafy?+ Hilatsaka toy ny afo+ ny fahavinirany, ary harodana ny vatolampy noho ny aminy.