Genesisy 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Efa fantatro tsara izy izao. Koa handidy ny ankohonany sy ny zanany handimby azy izy, mba hanarahan’ireny ny lalan’i Jehovah amin’ny fanaovana izay marina sy mahitsy.+ Amin’izay dia hotanterahin’i Jehovah amin’i Abrahama izay efa nolazainy momba azy.”+ Deoteronomia 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia alenteho tsikelikely ao an-tsain’ny zanakao izany+ ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry,+ na mifoha. Efesianina 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo,+ fa tezao+ hatrany araka ny fananarana+ sy ny fomba fisainan’i+ Jehovah izy.
19 Efa fantatro tsara izy izao. Koa handidy ny ankohonany sy ny zanany handimby azy izy, mba hanarahan’ireny ny lalan’i Jehovah amin’ny fanaovana izay marina sy mahitsy.+ Amin’izay dia hotanterahin’i Jehovah amin’i Abrahama izay efa nolazainy momba azy.”+
7 Dia alenteho tsikelikely ao an-tsain’ny zanakao izany+ ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha eny an-dalana, na mandry,+ na mifoha.
4 Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo,+ fa tezao+ hatrany araka ny fananarana+ sy ny fomba fisainan’i+ Jehovah izy.