3 Koa nampanetry tena anao izy, ka namela anao ho noana,+ sy nanome anao mana+ ho sakafo, dia ny mana izay tsy fantatrao sady tsy fantatry ny razanao, mba hampahafantarana anao fa tsy ny mofo ihany no iveloman’ny olona, fa ny teny rehetra avy amin’ny vavan’i Jehovah koa.+