14 Ary valo amby telopolo taona no nandehanantsika avy tany Kadesi-barnea ka hatramin’ny niampitantsika ny lohasaha falehan-driakan’i Zareda, mandra-paharipaky ny lehilahy mpiady rehetra tamin’izany taranaka izany, ka tsy nisy intsony tao an-toby, araka izay efa nianianan’i Jehovah tamin’izy ireo.+