Nomery 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Farany, dia nankeo amin’i Mosesy ny vahoaka ka niteny hoe: “Efa nanota izahay,+ satria nanome tsiny anao sy Jehovah. Aoka ianao hifona amin’i Jehovah ho anay mba hanesorany ny bibilava tsy ho aminay.”+ Ary nifona ho an’ny vahoaka i Mosesy.+ Mpitsara 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nitaraina tamin’i Jehovah ny zanak’Israely,+ satria nanana kalesin’ady sivinjato nisy lelan’antsy+ i Jabina, sady nampahory azy ireo+ sy lozabe taminy, nandritra ny roapolo taona.
7 Farany, dia nankeo amin’i Mosesy ny vahoaka ka niteny hoe: “Efa nanota izahay,+ satria nanome tsiny anao sy Jehovah. Aoka ianao hifona amin’i Jehovah ho anay mba hanesorany ny bibilava tsy ho aminay.”+ Ary nifona ho an’ny vahoaka i Mosesy.+
3 Dia nitaraina tamin’i Jehovah ny zanak’Israely,+ satria nanana kalesin’ady sivinjato nisy lelan’antsy+ i Jabina, sady nampahory azy ireo+ sy lozabe taminy, nandritra ny roapolo taona.