-
Ezekiela 17:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Izaho mihitsy no haka amin’ireo laingony eny an-tampon’ilay hazo sedera, ka hamboleko izany.+ Eo amin’ireo rantsany eny amin’ny tendrony no hanapahako rantsana iray mbola tanora.+ Dia hafindrako eny amin’ny tendrombohitra avo sy manerinerina izany.+
-