Fitomaniana 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Navoakan’i Jehovah daholo ny fahatezerany.+ Nanampatra ny fahatezerany mafy izy.+Ary mandrehitra afo ao Ziona izy, dia afo mandevona ny fototr’i Ziona.+
11 Navoakan’i Jehovah daholo ny fahatezerany.+ Nanampatra ny fahatezerany mafy izy.+Ary mandrehitra afo ao Ziona izy, dia afo mandevona ny fototr’i Ziona.+