21 Hoy anefa i Davida taminy: “Izay nataoko, dia nataoko teo anatrehan’i Jehovah, ilay nifidy ahy fa tsy nifidy ny rainao sy ny ankohonany manontolo. Nifidy ahy izy mba hametraka ahy ho mpifehy+ sy ho mpitarika ny Israely olon’i Jehovah. Ary hanao fety eo anatrehan’i Jehovah aho.+