Salamo 50:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ho avy ilay Andriamanitsika, ary tsy hangina fotsiny izy.+Misy afo mandevona eo alohany,+Ary tafio-drivotra mahery dia mahery no manodidina azy.+ Isaia 30:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hataon’i Jehovah re ny voninahitry ny feony,+ ary hataony hita ny fidinan’ny sandriny,+ miaraka amin’ny fahatezerana+ mirehitra sy ny lelafo mandevona+ sy ny oram-be sy ny oram-baratra+ ary ny havandra.+
3 Ho avy ilay Andriamanitsika, ary tsy hangina fotsiny izy.+Misy afo mandevona eo alohany,+Ary tafio-drivotra mahery dia mahery no manodidina azy.+
30 Hataon’i Jehovah re ny voninahitry ny feony,+ ary hataony hita ny fidinan’ny sandriny,+ miaraka amin’ny fahatezerana+ mirehitra sy ny lelafo mandevona+ sy ny oram-be sy ny oram-baratra+ ary ny havandra.+