Isaia 30:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fahoriana no mofo homen’i Jehovah anareo, ary fampijaliana no rano homeny anareo.+ Na izany aza, dia tsy hiafina intsony ny Mpampianatra Be Voninahitra izay mampianatra anao, ka hahita an’ilay Mpampianatra Be Voninahitra+ ny masonao.
20 Fahoriana no mofo homen’i Jehovah anareo, ary fampijaliana no rano homeny anareo.+ Na izany aza, dia tsy hiafina intsony ny Mpampianatra Be Voninahitra izay mampianatra anao, ka hahita an’ilay Mpampianatra Be Voninahitra+ ny masonao.