Salamo 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Jehovah ô, mba henoy aho fa ara-drariny ny fangatahako. Aoka ianao hihaino ny fitalahoako,+Sy hanongilan-tsofina amin’ny vavaka avy amin’ny molotro tsy misy fitaka.+
17 Jehovah ô, mba henoy aho fa ara-drariny ny fangatahako. Aoka ianao hihaino ny fitalahoako,+Sy hanongilan-tsofina amin’ny vavaka avy amin’ny molotro tsy misy fitaka.+