Joba 26:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mihanjahanja eo anatrehany ny Fasana,*+Ary tsy misarona ny toerana mahalò ny nofo. Mpitoriteny 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Samy mankany amin’ny toerana iray izy rehetra.+ Samy avy tamin’ny vovoka izy rehetra,+ ary hiverina ho vovoka indray izy rehetra.+
20 Samy mankany amin’ny toerana iray izy rehetra.+ Samy avy tamin’ny vovoka izy rehetra,+ ary hiverina ho vovoka indray izy rehetra.+