2 Samoela 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izy no hanorina trano ho an’ny anarako,+ ary hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakany.+ 1 Tantara 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hifidy toerana ho an’ny Israely oloko aho ka hampitoetra* azy.+ Dia honina eo amin’izay misy azy izy, ka tsy ho voahelingelina intsony. Ary ny zanaky ny tsy fahamarinana+ tsy hanasatra azy toy ny tamin’ny voalohany intsony,+ Matio 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa nandao azy ny Devoly,+ ary indreo, nisy anjely tonga nikarakara azy.+
13 Izy no hanorina trano ho an’ny anarako,+ ary hataoko mafy orina mandritra ny fotoana tsy voafetra ny seza fiandrianan’ny fanjakany.+
9 Ary hifidy toerana ho an’ny Israely oloko aho ka hampitoetra* azy.+ Dia honina eo amin’izay misy azy izy, ka tsy ho voahelingelina intsony. Ary ny zanaky ny tsy fahamarinana+ tsy hanasatra azy toy ny tamin’ny voalohany intsony,+