10Dia naka ny menaka tao anaty tavoara+ kely i Samoela, ka nandraraka izany teo amin’ny lohan’i Saoly sady nanoroka+ azy, ary niteny hoe: “Nohosoran’i Jehovah tokoa ianao, mba ho mpitarika+ eo amin’ny lovany.+
18 Ary izy no loha amin’ny vatana, dia ny fiangonana.+ Izy no fiandohana, ny lahimatoa amin’ny maty,+ mba ho izy no ho voalohany+ amin’ny zava-drehetra,
5 Iza tamin’ireo anjely, ohatra, no mba efa nitenenan’Andriamanitra hoe: “Ianao no zanako, ary izaho efa tonga rainao androany”?+ Ary koa hoe: “Izaho ho rainy, ary izy ho zanako”?+