14 Izaho ho rainy,+ ary izy ho zanako.+ Rehefa manao fahadisoana izy, dia hanariko amin’ny tsorakazon’ny+ olombelona, sy amin’ny kapoky ny taranak’i Adama.
“Makà folo ho anao, fa izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Hesoriko tsy ho eo an-tanan’i Solomona ny fanjakana, ka homeko foko folo ianao.+