Eksodosy 32:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Ary handeha eo alohanao ilay anjeliko.+ Fa amin’ny andro hanasaziako no hanasaziako azy ireo noho ny fahotany.”+ 1 Mpanjaka 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nataon’i Jehovah izay hisian’ny mpanohitra+ an’i Solomona,+ dia i Hadada Edomita izay taranaka mpanjaka. Tany Edoma+ izy tamin’izay. Hebreo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izay tian’i Jehovah no faiziny. Manasazy mafy an’izay raisiny toy ny zanaka izy.”+
34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Ary handeha eo alohanao ilay anjeliko.+ Fa amin’ny andro hanasaziako no hanasaziako azy ireo noho ny fahotany.”+
14 Ary nataon’i Jehovah izay hisian’ny mpanohitra+ an’i Solomona,+ dia i Hadada Edomita izay taranaka mpanjaka. Tany Edoma+ izy tamin’izay.