Jaona 11:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nilaza izany izy, ary hoy indray izy avy eo: “Matory i Lazarosy namantsika, fa handeha ho any aho hamoha azy.”+ Asan’ny Apostoly 7:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 Dia nandohalika izy ka niantsoantso mafy hoe: “Jehovah ô, aza atao ho helony anie izao!”+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia nodimandry.* 1 Korintianina 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Efa natsangana tamin’ny maty tokoa anefa i Kristy,+ izay voaloham-bokatra+ amin’ireo nodimandry.*+ 2 Petera 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ka milaza hoe:+ “Aiza akory izay fanatrehany nampanantenaina eo?+ Efa hatramin’ny andro nahafatesan’ny* razantsika no tsy niova ny zava-drehetra fa mbola mitovy tanteraka amin’izay nisy hatrany am-piandohan’ny famoronana.”+
11 Nilaza izany izy, ary hoy indray izy avy eo: “Matory i Lazarosy namantsika, fa handeha ho any aho hamoha azy.”+
60 Dia nandohalika izy ka niantsoantso mafy hoe: “Jehovah ô, aza atao ho helony anie izao!”+ Rehefa avy nilaza izany izy, dia nodimandry.*
20 Efa natsangana tamin’ny maty tokoa anefa i Kristy,+ izay voaloham-bokatra+ amin’ireo nodimandry.*+
4 ka milaza hoe:+ “Aiza akory izay fanatrehany nampanantenaina eo?+ Efa hatramin’ny andro nahafatesan’ny* razantsika no tsy niova ny zava-drehetra fa mbola mitovy tanteraka amin’izay nisy hatrany am-piandohan’ny famoronana.”+