21 Fa ao i Jehovah, Ilay Heni-kaja,+ no hiaro antsika, eny, hiaro toy ny renirano+ sy ny lakandrano lehibe izy. Tsy hisy handeha eny amin’ireny ny andian-tsambon’ny fahavalo, ary tsy hisy sambo lehibe handalo eny.
3 Izy io no taratry ny voninahiny,+ ary mitovy tanteraka amin’ny an’Andriamanitra ny maha izy azy.+ Ny tenin’ny heriny no anohanany ny zava-drehetra,+ ary rehefa avy nanao fanadiovana hahafaka ny fahotantsika+ izy, dia nipetraka eo ankavanan’ny+ Lehibe, any amin’ny avo.+
8Ary izao no votoatin’izany voalaza rehetra izany: Mpisoronabe+ toy izany no ananantsika, ary mipetraka eo ankavanan’ny seza fiandrianan’ny Lehibe any an-danitra+ izy,