Salamo 18:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+ Salamo 62:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Avy amin’Andriamanitra ny famonjena ahy sy ny voninahitro.+Vatolampy mafy sy fialofana ho ahy Andriamanitra.+
2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+
7 Avy amin’Andriamanitra ny famonjena ahy sy ny voninahitro.+Vatolampy mafy sy fialofana ho ahy Andriamanitra.+