Salamo 47:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa tokony hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra,+Ilay Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany manontolo.+ Salamo 83:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+
2 Fa tokony hatahorana i Jehovah, ilay Avo Indrindra,+Ilay Mpanjaka lehibe ambonin’ny tany manontolo.+
18 Mba ho fantatry+ ny olona fa ianao irery ihany, izay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra+ ambonin’ny tany manontolo!+