Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+ Salamo 77:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ianao no tena Andriamanitra, izay manao zava-mahagaga.+Nampahafantarinao an’ireo firenena ny herinao.+ Salamo 86:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa lehibe ianao ary manao zava-mahagaga,+Ianao irery no Andriamanitra.+ Salamo 105:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsarovy ny asa mahatalanjona nataony,+Sy ny fahagagana vitany ary ny didim-pitsarana naloaky ny vavany,+ Salamo 111:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Lehibe ny asan’i Jehovah,+ד [Daleta]Izay dinihin’ireo rehetra tia an’ireny.+ Salamo 136:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia ilay Mpanao zava-mahagaga sy zava-mahatalanjona:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+ Lioka 1:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 satria nanao asa lehibe ho ahy Ilay mahery, ary masina ny anarany.+ Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025) Hiala Hiditra Malagasy Hizara Firafitra Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania Fifanekena Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo Firafitry ny Fifanekena JW.ORG Hiditra Hizara Alefa Email
11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+
14 Ianao no tena Andriamanitra, izay manao zava-mahagaga.+Nampahafantarinao an’ireo firenena ny herinao.+
5 Tsarovy ny asa mahatalanjona nataony,+Sy ny fahagagana vitany ary ny didim-pitsarana naloaky ny vavany,+ Salamo 111:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Lehibe ny asan’i Jehovah,+ד [Daleta]Izay dinihin’ireo rehetra tia an’ireny.+ Salamo 136:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia ilay Mpanao zava-mahagaga sy zava-mahatalanjona:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+ Lioka 1:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 satria nanao asa lehibe ho ahy Ilay mahery, ary masina ny anarany.+
4 Dia ilay Mpanao zava-mahagaga sy zava-mahatalanjona:+Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+ Lioka 1:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 satria nanao asa lehibe ho ahy Ilay mahery, ary masina ny anarany.+