Levitikosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah. Salamo 50:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mipetraka manaratsy ny rahalahinao ianao,+Ary miresaka ny fahadisoan’ny zanaky ny reninao.+ Ohabolana 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Izay mandehandeha manendrikendrika olona dia mamoaka tsiambaratelo,+ ary aza mifanerasera amin’izay be resaka.+ Titosy 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka koa ny vehivavy zokiolona+ hanana fitondran-tena mendrika ny olona masina, tsy ho mpanendrikendrika+ na handevozin’ny divay be, fa ho mpampianatra zavatra tsara kosa,
16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah.
19 Izay mandehandeha manendrikendrika olona dia mamoaka tsiambaratelo,+ ary aza mifanerasera amin’izay be resaka.+
3 Aoka koa ny vehivavy zokiolona+ hanana fitondran-tena mendrika ny olona masina, tsy ho mpanendrikendrika+ na handevozin’ny divay be, fa ho mpampianatra zavatra tsara kosa,