Joba 40:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Avelao hipoaka ny fahatezeranao,+Ary jereo izay manambony tena ka ampietreo. Salamo 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Hovonjenao ny ory,+Ary haetrinao kosa ny maso miandranandrana.+ Ohabolana 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny maso miandranandrana,+ ny lela fandainga,+ ny tanana mandatsaka ny ran’ny tsy manan-tsiny,+ Isaia 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Haetry ny fiandranandran’ny mason’ny olona, ary ho lasa ambany ny olona ambony.+ Fa i Jehovah irery ihany no hasandratra amin’izany andro izany.+ Lioka 18:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Lazaiko aminareo fa izany lehilahy izany no hita fa marina+ noho ilay anankiray, rehefa nidina tany an-tranony. Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+ 1 Petera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+
11 Haetry ny fiandranandran’ny mason’ny olona, ary ho lasa ambany ny olona ambony.+ Fa i Jehovah irery ihany no hasandratra amin’izany andro izany.+
14 Lazaiko aminareo fa izany lehilahy izany no hita fa marina+ noho ilay anankiray, rehefa nidina tany an-tranony. Fa izay manandra-tena no haetry, ary izay manetry tena no hasandratra.”+
5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+