Salamo 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina.+Manadio* ahy ianao. Ho hitanao fa tsy nisy teti-dratsy nataoko.+Tsy hanota ny vavako.+ Salamo 26:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Diniho aho ka zahao toetra, Jehovah ô!+Diovy ny voako sy ny foko.+
3 Ianao efa nandinika ny foko sy nanara-maso ahy nandritra ny alina.+Manadio* ahy ianao. Ho hitanao fa tsy nisy teti-dratsy nataoko.+Tsy hanota ny vavako.+