Genesisy 41:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “Koa aoka i Farao hitady lehilahy malina sy hendry, ka hanendry azy hiadidy an’i Ejipta.+ Genesisy 41:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Koa hoy i Farao tamin’ny mpanompony: “Aiza indray isika no hahita lehilahy tahaka an’io, izay manana ny fanahin’Andriamanitra?”*+ Isaia 19:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tena adala ny andrianan’i Zoana.+ Hadalana ny torohevitra omen’ny olon-kendry+ mpanolo-tsain’i Farao. Koa ahoana no hilazanareo amin’i Farao hoe: “Zanaky ny olon-kendry aho sady taranaky ny mpanjaka fahiny”?
38 Koa hoy i Farao tamin’ny mpanompony: “Aiza indray isika no hahita lehilahy tahaka an’io, izay manana ny fanahin’Andriamanitra?”*+
11 Tena adala ny andrianan’i Zoana.+ Hadalana ny torohevitra omen’ny olon-kendry+ mpanolo-tsain’i Farao. Koa ahoana no hilazanareo amin’i Farao hoe: “Zanaky ny olon-kendry aho sady taranaky ny mpanjaka fahiny”?