Isaia 42:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Izaho no Jehovah! Izany no anarako.+ Koa ny voninahitro tsy homeko ny hafa,+ ary ny fiderana ahy+ tsy homeko ho an’ny sary sokitra.+ Jeremia 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa nisy firenena nanakalo ny andriamaniny+ tamin’izay tsy andriamanitra+ ve? Ny oloko kosa anefa nanakalo ny voninahitro tamin’izay tsy mahasoa.+
8 “Izaho no Jehovah! Izany no anarako.+ Koa ny voninahitro tsy homeko ny hafa,+ ary ny fiderana ahy+ tsy homeko ho an’ny sary sokitra.+
11 Efa nisy firenena nanakalo ny andriamaniny+ tamin’izay tsy andriamanitra+ ve? Ny oloko kosa anefa nanakalo ny voninahitro tamin’izay tsy mahasoa.+